Teny iditra sominda mifoha
Singan-teny sominda ; mifoha
Sokajin-teny kambanteny
Fanazavàna teny frantsay Mal qui revient
Figuré: dispute renouvelée [1.3]
 Procès renouvelé, c' est comme un mal qui revient, c' est comme une tumeur au larynx qui revient et donne promptement la mort [2.415]
Ohatra Ary raha misy mivadika amin' izao fanekena izao isika roa tonta, ka hanao sominda mifoha sy rasa mivadika, dia ho akaiky mpanondro maso tahaka ny tandrok' omby sondenda izy, sattia «ny omby nampandriana mora fohazina; [2.346]

Nohavaozina tamin' ny 2023/04/16