Teny iditra somparana (sompatra)
Sokajin-teny matoantenin' ny iharana
Fanazavàna teny malagasy Hetraketrahina, simbana: Aza somparana ity kilalaon-janako [1.1]
Fanazavàna teny frantsay  [Tanala] Qu'on ensorcelle, à qui on nuit par des maléfices; qu'on crée infirme: Nahoana nisomparanareo aho ? (Pourquoi m'avez-vous créé infirme ?) [1.6]
Haiendriteny 
Ny ankehitriny : somparana, somparako, somparanao, somparany, somparantsika, somparanay, somparanareo, somparan', somparan-, somparam-, sompara-
Ny lasa : nosomparana, nosomparako, nosomparanao, nosomparany, nosomparantsika, nosomparanay, nosomparanareo, nosomparan', nosomparan-, nosomparam-, nosompara-
Ny hoavy : hosomparana, hosomparako, hosomparanao, hosomparany, hosomparantsika, hosomparanay, hosomparanareo, hosomparan', hosomparan-, hosomparam-, hosompara-
Filaza mandidy : sompary

Nohavaozina tamin' ny 2023/01/20