| Teny iditra | 1 sompiranina |
| Fototeny | 2 sompirana |
| Sokajin-teny | 3 matoantenin' ny iharana |
| Haiendriteny |
|
| Fanazavàna teny malagasy |
8 Tapahina na atao mivilana: Aza sompiraninao ny resakay
9 Avilana: Nosompiraniny ny fijeriny 10 Asiana amin' ny fombamiolaka: Nosompiraniny tamin' ny baolina aho [1.1] |
| Nohavaozina tamin' ny 2026/04/20 |
|