|
|
|
|

Teny iditra 1  sondriana
Sokajin-teny  2  anarana
Sampanteny 
Matoantenin' ny mpanao :
Matoantenin' ny iharana :
Matoantenin' ny fameno :
Anarana :
Fanazavàna teny malagasy  15 Voasintona sy voatana hifantoka amin' ny zavatra iray ny maso sy ny saina ka hadino ny zavatra hafa rehetra noho ny hafinaretana na noho ny fahagagana aminy: Sondriana erỳ izy nihaino ilay feon-kira mahalasa vinany. [1.1]
Fikambanana  16  Fitenena, anaran-tany, anaram-javamaniry sy ny sisa miisa 1 misy ny teny hoe sondriana
Ohabolana  17  Ohabolana misy io teny io

Fivaditsoratra  18 isan' andro, sondriana

Nohavaozina tamin' ny 2026/04/21