|
|
|
|

Teny iditra1  fahasondrianana
Fototeny  2  sondriana
Sokajin-teny  3  anarana
Fanazavàna teny malagasy  4  [1.1] Havarianana, harenohana
Fanazavàna teny frantsay  5  [1.3#629] Le ravissement, la distraction
Ohatra  6  Ary noho ny fahasondrianana tao tratrela, tamy ny enina no niandohana nipetrahana tao, ka tamy ny sivy famantaranandro vao nody. [2.59#]
Tovy hevitra  7  hasondrianana

Nohavaozina tamin' ny 2024/12/11