Teny iditra (1/4) | 1 sondry |
Sokajin-teny | 2 anarana |
Fanazavàna teny malagasy |
3 Sotrokely nampisotroana tangena ny olona, nampinomina taloha [1.1] |
Teny iditra (2/4) | 4 sondry |
Sokajin-teny | 5 mpamaritra |
Fanazavàna teny malagasy |
6 Ilazana olona izay fohy ny orony sy ny tarehiny; olona petaka orona sy iva loha [1.1] |
Teny iditra (3/4) | 7 sondry |
Sokajin-teny | 8 anarana |
Fanazavàna teny malagasy |
9 tranovorona, vatampaty (faty lena) [Taisaka]
[1.78] |
Teny iditra (4/4) | 10 sondry |
Sokajin-teny | 11 anarana |
Voambolana |
12 Matematika: rafitsary |
Fanazavàna teny frantsay |
13 cône [1.13] |
Tovy hevitra | 14 kitsoloha |
Kamban-teny |
|
Nohavaozina tamin' ny 2023/09/16 |