Teny iditra tranovorona
Singan-teny trano ; vorona
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny malagasy Anarana ilazana ny vatam-paty nohaingoina eo ambony lampihazo rehefa anaovana fombam-pivavahana any am-piangonana [1.1]
Fanazavàna teny frantsay Un cercueil, une bière, un catafalque [1.3]
Ohatra Ary ny mpanjaitra rehetra nangonina nanjaitra tranovorona. [2.48]

Nohavaozina tamin' ny 2023/05/23