Teny iditra | sorabaventy | |
Sokajin-teny | anarana | |
Fanazavàna teny frantsay | Lettre majuscule (une), lettre capitale [1.13] | |
Ohatra | Hita tamin' izany ny lamba jaky marevaka, ny sezam-panjakana sy ny satro-panjakana mihoso-bolamena, ny sorabaventy milaza andininy nalaina avy tao amin' ny Baiboly
[2.508] | |
Voambolana | Haiteny | |
Tohi-kevitra | soramadinika | |
Teny fotony | soratra, vaventy | |
Nohavaozina tamin' ny 2023/05/16 |
![]() |