|
|
|
|

Teny iditra 1  vaventy
Sokajin-teny  2  mpamaritra
Haiendriteny 
3  Tsotra :
Sampanteny 
Anarana :
Mpamaritra :
Fanazavàna teny malagasy  6 Lehibe: Olom-baventy
7 Be vatana, mivongavonga, makadiry: Olona vaventy tokoa izay niresaka taminay izay!
8 Bakatraka: Vaventy fahana ity lamba ity [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  9 great, large; eminent, honorable [1.7]
Fanazavàna teny frantsay  10 corpulent, gros, qui a de belles proportions, une grande dimension
11 figuré: les puissants, les grands, les riches, les principaux [1.3]
12 grand, éminent, honorable [1.8]
Ohatra  13  Mitopatopa ny onja vaventy [2.471#71]
14  Trano vaventy sy lavabe no tazany [2.470#176]
Fikambanana  15  Fitenena, anaran-tany, anaram-javamaniry sy ny sisa miisa 15 misy ny teny hoe vaventy
Ohabolana  16  Ohabolana misy io teny io

Nohavaozina tamin' ny 2026/04/21