|
|
|
|

Teny iditra1  sorapotsy
Singan-teny  2  soratra, fotsy
Sokajin-teny  3  anarana
Fanazavàna teny malagasy  4  [1.1] [Taimoro] Fomba fanasitranana voalaza ao anatin' ny Sorabe momba ny karazan' aretina samihafa sy ny toe-java-tsarotra eo amin' ny fiainana ilana ny asan' ny hery tsy hita

Nohavaozina tamin' ny 2024/12/22