Teny iditra | 1 soratabe |
Singan-teny | 2 sorata, be |
Sokajin-teny | 3 anarana |
Fanazavàna teny malagasy |
4 [1.353#62] [Bara]
raibe, teny enti-milaza ny zoky olona efa fotsy volo (Tsy mba fiteny Bara akory fa tenin’ombiasa ihany) |
Fivaditsoratra | 5 besatrao, betarosa, soratabe |
Nohavaozina tamin' ny 2025/01/21 |
![]() |