Teny iditra sora-tanana
Singan-teny sora- (soratra) ; tanana
Sokajin-teny kambanteny
Fanazavàna teny malagasy Soratra nataon' ny tanana [1.1]
Fanazavàna teny frantsay Manuscrit [1.13]
Ohatra Fenoiko ny banga ary adikako soratanana ny teny azoko avy eo. [2.442]
Kamban-teny 

Fivaditsoratra 

Nohavaozina tamin' ny 2023/11/24