Teny iditra soratendry (soratra, tendry)
Sokajin-teny anarana
Ohatra Fianarana iray heveriko fa tena hilain' i Dera aza, dia ny soratendry, sorapohy ary taokaonty. [2.4]
Haiendriteny 
Tsotra : soratendry, soratendriko, soratendrinao, soratendriny, soratendrintsika, soratendrinay, soratendrinareo, soratendrin', soratendrin-, soratendrim-
Tovonana : -tsoratendry, -tsoratendriko, -tsoratendrinao, -tsoratendriny, -tsoratendrintsika, -tsoratendrinay, -tsoratendrinareo, -tsoratendrin', -tsoratendrin-, -tsoratendrim-

Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31