Teny iditra | soratrandra | |
Singan-teny | soratra | |
Sokajin-teny | anarana | |
Fanazavàna teny malagasy | Fomba fanoratra amin' ny alalan' ny tsipika mandry na miolikolika na mifaingoka, izay efa ifanarahana, ka ampiasaina hanafohy ny fanoratan-teny hahafahana manoratra teny haingana tahaka ny anononana azy [1.1] | |
Tovy hevitra | sorapohy | |
Nohavaozina tamin' ny 2023/06/16 |