Teny iditra | sorapohy | |
Sokajin-teny | anarana | |
Fanazavàna teny malagasy | Fomba fanoratra amin' ny alalan' ny tsipika mandry na miolikolika na mifaingoka, izay efa ifanarahana, ka ampiasaina hanafohy ny fanoratan-teny hahafahana manoratra teny haingana tahaka ny anononana azy [1.1] | |
Fanazavàna teny frantsay | Sténographie [1.13] | |
Ohatra | Fa ny mikasika ny asany izao, dia ny fianarana sora-tendry, sorapohy ary taokaonty.
[2.4] | |
Tovy hevitra | soratrandra | |
Teny fotony | soratra, fohy | |
Nohavaozina tamin' ny 2023/06/17 |
![]() |