|
|
|
|

Teny iditra1  soraty (soratra)
Sokajin-teny  2  filaza mandidin' ny matoantenin' ny iharana soratana
Fanazavàna teny frantsay  [1.3#632]
Ohatra  3  soraty izao hafatro izao [1.1]
4  fa soraty izany anatra izany eo amy ny viliako, sy amy ny entra itoerako, sy amy ny fandriako, ary amy ny zavatra rehetra izay ho voajeriko matetika. [2.293]
Tsipelina hafa  5  sorato
Tsanganana sy sary iray takila  6  Ny matoantenin' ny iharana mandidy rehetra

Fivaditsoratra  7  asotry, atsory, soraty

Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31