|
|
|
|

Teny iditra 1  soratana
Fototeny  2 soratra
Sokajin-teny  3  matoantenin' ny iharana
Haiendriteny 
4  Ny ankehitriny :
5  Ny lasa :
6  Ny hoavy :
7  Filaza mandidy :
Fanazavàna teny malagasy  8 atao an-tsoratra: Soratany isan' androny laniny
9 ampandrenesina amin' ny taratasy: hosoratako aminy io vaovao io
10 foronina: Tamin' ny taona inona no nosoratan-dRabearivelo ny tononkalo hoe "Fasana faharoa" ? [1.1]
Fanazavàna teny frantsay  11 qu’on écrit, inscrit, sur quoi on met des dessins, des marques, des lignes qu’on peint [1.3#632]
Ohatra  12  Rehefa mamokatra taona vitsivitsy izany, dia azon' ilay nanao angatahina ho azy, ary dia soratana amin' ny kadasitra amin' ny anarany. [2.472#153]

Fivaditsoratra  13 anatsora, 14 asantaro, 15 asatrona, soratana, 16 tsaroana

Nohavaozina tamin' ny 2026/04/20