|
|
|
|

Teny iditra1  sorena
Fototeny  2  sory
Sokajin-teny  3  mpamaritra
Fanazavàna teny malagasy  4  [1.1] Azon' alahelohelo miaraka amin' ny fahadisadisana: Sorena foana izy hatramin' ny nahalasanan' ny zokiny
Ohatra  5  Sempotsempotra sy sorena kosa I Katy andanin' izany. [2.470]

Fivaditsoratra  6  serano, sonera, sorena

Nohavaozina tamin' ny 2025/01/21