|
|
|
|

Teny iditra 1  sorisorena
Fototeny  2 sorisory
Sokajin-teny  3  matoantenin' ny iharana
Haiendriteny 
4  Ny ankehitriny :
5  Ny lasa :
6  Ny hoavy :
7  Filaza mandidy :
Fanazavàna teny malagasy  8 Madisadisa, sosotsosotra: Sorisorena be ihany aho ka andeha hivoaka kely aloha
9 Malonilony fa misy tsy mahafaly: Sorisorena izy tamin' ny bedibedy nataonao [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  10 to be vexed, to be chagrined [1.7]
Fanazavàna teny frantsay  11 qu'on vexe, qui a du chagrin [1.8]

Nohavaozina tamin' ny 2026/04/20