|
|
|
|

Teny iditra 1  soritana
Fototeny  2 soritra
Sokajin-teny  3  matoantenin' ny iharana
Haiendriteny 
4  Ny ankehitriny :
5  Ny lasa :
6  Ny hoavy :
7  Filaza mandidy :
Fanazavàna teny malagasy  8 Asiana tsipika mampisaraka: Sorito ny voloko
9 Marihina: Sorito izay anao amin' ireo zavatra ireo
10 Tsara hosoritana fa tsy miantoka ny very izahay [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  11 to be carved or engraved [1.7]
Fanazavàna teny frantsay  12 qu'on trace, grave, sculpte [1.8]
Ohatra  13  soritana roa ny volo amin' izany vaky volo izany. [2.48#144]
Fikambanana  14  Fitenena, anaran-tany, anaram-javamaniry sy ny sisa miisa 1 misy ny teny hoe soritana

Fivaditsoratra  15 anatsiro, 16 anatsory, 17 asatrony, 18 asitrano, 19 atrosina, 20 isantaro, 21 itrosana, 22 itsorana, 23 rañaotsy, 24 ranitsoa, 25 sanatrio, 26 Sarônita, 27 sinaotra, soritana, 28 Tiranosa, 29 torin' asa, 30 trosaina

Nohavaozina tamin' ny 2026/04/20