Teny iditra sotasota
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny malagasy Ady, fanditra, fifandirana, fanjihitra, fifanjihirana: Mila sotasota foana io vehivavy io
Mitovy hevitra: mila ady ~ mila antsongony ~ mila antsontsany ~ mila kisa ~ mila sotasota ~ mila tonony ~ mila vaniny ~ mila voatsiary [1.1]
Fanazavàna teny anglisy A quarrel [1.7]
Fanazavàna teny frantsay Querelle, dispute [1.8]
Ohatra Raha tsy mifamaly amin-dRarivo zanany izy, dia ilan-dRasikina vinantovavy sotasota am-karazan-javatra maro tsy voatanisa [2.470]
Sampanteny 
Kamban-teny 

Fivaditsoratra 

Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31