|
|
|
|

Teny iditra 1  sotroina
Fototeny  2 sotro
Sokajin-teny  3  matoantenin' ny iharana
Haiendriteny 
4  Ny ankehitriny :
5  Ny lasa :
6  Ny hoavy :
7  Filaza mandidy :
Fanazavàna teny malagasy  8 (rano) Entina ao am-bava na trohina amin' ny vava dia atelina: Sotroy ny fanafody [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  9 to be drunk, to be imbibed [1.7]
Fanazavàna teny frantsay  10 qu'on boit [1.8]
Ohatra  11  Tsy nangataka rano hosotroina intsony koa izy; [2.470#56]
Ohabolana  12  Ohabolana misy io teny io

Fivaditsoratra  13 antsorio, 14 atrosino, sotroina, 15 torosina

Nohavaozina tamin' ny 2026/04/21