|
|
|
|

Teny iditra (1/7)1  tabaka
Sokajin-teny  2  anarana
Sampanteny 
3  Matoantenin' ny iharana :
4  Anarana :
Fanazavàna teny malagasy  5  Enti-milaza fidiran' olona na biby na zavatra indray miaraka betsaka. [1.1]

Teny iditra (2/7)6  tabaka
Sokajin-teny  7  anarana
Fanazavàna teny malagasy  8  Fahabetsahana azo anaranam-po. [1.1]

Teny iditra (3/7)9  tabaka
Sokajin-teny  10  anarana
Fanazavàna teny malagasy  11  Tehina be, langilangy na kibay [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  12  [1.2]

Teny iditra (4/7)13  tabaka
Sokajin-teny  14  Tsy lazaina
Sampanteny 
15  Matoantenin' ny mpanao :
16  Matoantenin' ny iharana :
17  Matoantenin' ny fameno :

Teny iditra (5/7)18  tabaka
Sokajin-teny  19  Tsy lazaina
Fanazavàna teny anglisy  20  a word for Dabaka and dobibika [Provincial] [1.2]

Teny iditra (6/7)21  tabaka
Sokajin-teny  22  anarana
Voambolana  23  Haibiby: trondro
Fanazavàna teny anglisy  24  a kind of fish [Provincial] [1.2]

Teny iditra (7/7)25  tabaka
Sokajin-teny  26  anarana
Voambolana  27  Haizavamaniry: ahitra
Fanazavàna teny malagasy  28  paraky [Tambahoaka] [1.78]
29  paraky arapaka [Tanala] [1.78]
Fanazavàna teny anglisy  30  the tobacco plant or tobacco. Nicotiana tabacum. Same as Paraky, Tsitata (Bara), Tobaka (Tanosy), and Lobara (Bara) [Betsimisaraka] [1.2]
Tovy hevitra  31  tabake

Nohavaozina tamin' ny 2023/02/23