|
|
|
|

Teny iditra 1  tadidina
Fototeny  2 tadidy
Sokajin-teny  3  matoantenin' ny iharana
Haiendriteny 
4  Ny ankehitriny :
5  Ny lasa :
6  Ny hoavy :
7  Filaza mandidy :
Fanazavàna teny malagasy  8 Enti-milaza zavatra izay atao ny hahatsiarovana azy; tsarovana; tsahivina: Tadidio kely izay rehetra nataonao omaly hariva [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  9 to be remembered, to be recollected. [1.2]
10 to be remembered, to be recalled [1.7]

Nohavaozina tamin' ny 2026/04/20