|
|
|
|

Teny iditra (1/2)1  voatadidy (tadidy)
Sokajin-teny  2  matoanteny mpamaritra lasa
Fanazavàna teny malagasy  [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  3  remembered, recollected. [1.2]
Fanazavàna teny frantsay  4  dont on se souvient, dont on conserve le souvenir, qu'on sait par coeur [1.3#640]
5  dont on a conservé le souvenir [1.196]
Ohatra  6  Fa talohany, dia misy sombiny kely voatadidy. [2.298#12]

Teny iditra (2/2)7  voatadidy
Sokajin-teny  8  anarana
Voambolana  9  Haizavamaniry
Fanazavàna teny frantsay  10  (de voa : fruit ; et tadidy : spirale, tordu en spirale). Nom relevé par Descheemaeker. Satyrium rostratum Lindl. (Orchidaceae). L'une des plus belles orchidées terrestres d'après H.Perrier [Betsileo] [1.196]
Anarana ara-tsiansa 

Nohavaozina tamin' ny 2023/01/20