Teny iditra tadina (tady)
Sokajin-teny matoantenin' ny iharana
Fanazavàna teny malagasy Atao tady: Hotadina no ambolena ireto rongony ireto fa tsy hofohina
Fatorana, rohizana: Notadina mafy ilay mpangalatra [1.1]
Fanazavàna teny anglisy To be twisted into a cord or rope
Provincial, to be bound. [1.2]
 To be twisted into rope [1.7]
Fanazavàna teny frantsay Qu'on tord pour en faire une corde [1.8]
Haiendriteny 
Ny ankehitriny : tadina, tadiko, tadinao, tadiny, tadintsika, tadinay, tadinareo, tadin', tadin-, tadim-, tadi-
Ny lasa : notadina, notadiko, notadinao, notadiny, notadintsika, notadinay, notadinareo, notadin', notadin-, notadim-, notadi-
Ny hoavy : hotadina, hotadiko, hotadinao, hotadiny, hotadintsika, hotadinay, hotadinareo, hotadin', hotadin-, hotadim-, hotadi-
Filaza mandidy : tadio

Fivaditsoratra 

Nohavaozina tamin' ny 2023/01/20