Teny iditra | tady manaraka | |
Singan-teny | tady ; manaraka | |
Sokajin-teny | kambanteny | |
Fanazavàna teny malagasy | Kofehy kely ampiasaina rehefa manenona [1.1] | |
Fanazavàna teny anglisy | [Manaraka (Araka), to follow.] A cord used in weaving. [1.2] | |
Nohavaozina tamin' ny 2023/01/01 |