Teny iditra | tafagorobaka (gorobaka) | |
Sokajin-teny | matoanteny mpamaritra | |
Fanazavàna teny frantsay | Qui pénètre de part en part [1.3] | |
Ohatra | Niantefa teny amin'ny tehezan'i Kadadra ka tafagorobaka tany an-damosiny.
[2.895] | |
Nohavaozina tamin' ny 2023/02/13 |