|
|
|
|

Teny iditra1  tafandriana
Fototeny  2  andry
Sokajin-teny  3  matoanteny mpamaritra
Fanazavàna teny anglisy  4  lain down. tafandrimandry also used. [1.2]
5  to stay overnight [1.7]
Fanazavàna teny frantsay  6  couché, paisible, figé [1.3]
7  rester pour passer la nuit [1.8]
Ohatra  8  tafandriana ao an-tranon'ny sakaizako aho halina (j’ai couché la nuit dernière chez mon ami) [1.3]
9  tafandriana tsara ny saiko (mon esprit est en paix) [1.3]
10  tafandriana ny ronono (le lait s’est caillé) [1.3]
11  nahoana hianao no tafandriana mandry foana tany? (pourquoi avez-vous passé la nuit là-bas sans raison ?) [1.3]
Tovy hevitra  12  tafandry

Fivaditsoratra  13  andrifatana, tafandriana

Nohavaozina tamin' ny 2023/09/10