|
|
|
|

Teny iditra 1  tafiditra
Fototeny  2 iditra
Sokajin-teny  3  matoanteny mpamaritra
Sampanteny 
Mpamaritra :
Fanazavàna teny malagasy  5 Mamo: Tafiditra Rangahy iny izany ka mivembena izaitsizy [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  6 entered, gone in. [1.2]
Fanazavàna teny frantsay  7 engagé; inclus [1.13]
Ohatra  8  moa tafiditrao ny entana rehetra ? (avez-vous rentrés tous les paquets ?) [1.107#59]
9  Bina no tafiditra mialoha tao an-trano. [2.499#106]
Ohabolana  10  Ohabolana misy io teny io

Nohavaozina tamin' ny 2026/04/21