Teny iditra tafo lanitra
Singan-teny tafo ; lanitra
Sokajin-teny kambanteny
Fanazavàna teny malagasy Enti-milaza irony tafo efa simba izaitsizy ka tazana avy ao anaty trano ny lanitra [1.1]

Nohavaozina tamin' ny 2023/01/24