Teny iditra | 1 tahàka ny |
Singan-teny | 2 tahàka |
Sokajin-teny | 3 mpampiankin-teny [Fitanisana] |
Fanazavàna teny malagasy |
4 [1.1] Enti-milaza fitoviana ara-pampitahana an-tsary na an' ohatra: Tahàka ny dian-tongotra havia ny sarin' i Madagasikara. |
Mpanahaka | 5 ohàtra, mitovy, sahala, toy, toa |
Fivaditsoratra | 6 hatakany, hatanika, hitanaka, nihataka, tahàka ny, tinahaka |
Nohavaozina tamin' ny 2025/01/21 |
![]() |