|
|
|
|

Teny iditra 1  tahirizina
Fototeny  2 tahiry
Sokajin-teny  3  matoantenin' ny iharana
Haiendriteny 
4  Ny ankehitriny :
5  Ny lasa :
6  Ny hoavy :
7  Filaza mandidy :
Fanazavàna teny malagasy  8 Atokana amin' ny toerana iray mba tsy ho very na ho simba na ho lany: Notahiriziny tao am-bata ny firavaka vao novidiny ~ Tahiriziko hataoko vatsy ireto vola ireto raha mandeha aho
9 Tanana: Tahirizo tsara ao am-ponao ireo tenin' ny maty ireo [1.1]
Tsipelina hafa  10 tehirizina

Nohavaozina tamin' ny 2026/04/22