|
|
|
|

Teny iditra1  tahotra
Sokajin-teny  2  anarana
Fanazavàna teny malagasy  3  [1.1] Fahatsiarovana ny tena ho manahinahy eo anoloana na eo am-pieritreretana loza iray: Tahotra ny alika no tsy hidirako ao amin' io tanàna io
Fanazavàna teny anglisy  4  [1.7] fear, terror
Fanazavàna teny frantsay  5  [1.3, 1.8] crainte
6  [1.3] peur, frayeur: Ny tahotro azy no nandosirako (J’ai fui, parce que j’ai eu peur de lui)
7  [1.8] terreur
Ohatra  8  [2.472] Tsy izany anefa fa tahotra no tsaroako:
Voambolana  9  Ontam-po
Haiendriteny 
10  Tsotra :
Sampanteny 
11  Matoantenin' ny mpanao :
12  Matoantenin' ny fameno :
13  Anarana :
14  Mpamaritra :
Kamban-teny 
Ohabolana  20  Ohabolana misy io teny tahotra io
Lahatsoratra  21  Randzavola: tahotra ao amin' ny Baiboly

Fivaditsoratra  22  tahotra, tohatra

Nohavaozina tamin' ny 2025/05/08