Teny iditra fampitahorana (tahotra)
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny frantsay Ce qui sert à effrayer [1.5]
Ohatra Sahala amin' ny efa fahita, inday andro nisy Vazaha nandalo sy basy nirefodrefotra fampitahorana tao an-tanàna. [2.472]
Haiendriteny 
Tsotra : fampitahorana, fampitahorako, fampitahoranao, fampitahorany, fampitahorantsika, fampitahoranay, fampitahoranareo, fampitahoran', fampitahoran-, fampitahoram-, fampitahora-
Tovonana : -pampitahorana, -pampitahorako, -pampitahoranao, -pampitahorany, -pampitahorantsika, -pampitahoranay, -pampitahoranareo, -pampitahoran', -pampitahoran-, -pampitahoram-, -pampitahora-

Nohavaozina tamin' ny 2023/01/20