Teny iditra | 1 taim-boraka |
Sokajin-teny | 2 kambanteny |
Voambolana |
3 Haiaina |
Fanazavàna teny malagasy | 4 ny sakafon' ny omby na ny ondry mbola hita ao amin' ny rorohany rehefa vonoina izy 5 zavatra tsy misy vidiny [1.1] |
Fanazavàna teny anglisy | 6 dung from a slaughtered bullock [1.7] |
Fanazavàna teny frantsay | 7 Choses obtenues par la violence sont comme les excréments qu'on retire des intestins d' un boeuf en les pressant [2.415#736]8 excréments des intestins d'un animal abattu [1.8]9 (toute l'île). Nourriture à moitié digérée extraite de la panse des Ruminants (boeufs, moutons) ou du gésier des oiseaux domestiques. On lui attribuait de grandes vertus médicinales. Elle contient effectivement des enzymes très actifs. [1.196] |
Ohatra |
10 Vorivorinkena sy ny taimboraka ao anatiny. [2.69#263] 11 Borahina sy aely ny tsinainy sy ny taimboraka ka tononina izao teny izao [2.508] |
Tovy hevitra | 12 tain-droroha |
Singan-teny | 13 tay, voraka |
Ohabolana | 14 Ohabolana misy io teny taim-boraka io |
Fivaditsoratra | 15 karaimbato, kariam-bato, miborataka, mikorataba, mikoratabà, taim-boraka |
Nohavaozina tamin' ny 2023/08/02 |