Teny iditra taim-boraka
Singan-teny tay ; voraka
Sokajin-teny kambanteny
Fanazavàna teny malagasy Ny sakafon' ny omby na ny ondry mbola hita ao amin' ny rorohany rehefa vonoina izy
Zavatra tsy misy vidiny [1.1]
Fanazavàna teny anglisy Dung from a slaughtered bullock [1.7]
Fanazavàna teny frantsay Choses obtenues par la violence sont comme les excréments qu'on retire des intestins d' un boeuf en les pressant [2.415]
 Excréments des intestins d'un animal abattu [1.8]
 [ taimboraka ] (toute l'île). Nourriture à moitié digérée extraite de la panse des Ruminants (boeufs, moutons) ou du gésier des oiseaux domestiques. On lui attribuait de grandes vertus médicinales. Elle contient effectivement des enzymes très actifs. [1.196]
Ohatra 
1Vorivorinkena sy ny taimboraka ao anatiny. [2.69]
2Borahina sy aely ny tsinainy sy ny taimboraka ka tononina izao teny izao [2.508]
Voambolana 
Tovy hevitra tain-droroha
Ohabolana 

Fivaditsoratra 

Nohavaozina tamin' ny 2023/08/02