|
|
|
|

Teny iditra1  tain' omby
Sokajin-teny  2  kambanteny
Voambolana  3  Toe-karena: fambolena
Fanazavàna teny anglisy  4  a cow manure [1.7]
Fanazavàna teny frantsay  5  bouse de vache [1.8]
Ohatra  6  Nofenoina ampombo sy tainomby ny hady ary nampirehetina. [2.508#]
Tsipelina hafa  7  taik
Singan-teny  8  tay, omby

Fivaditsoratra  9  tain' omby, tiambony

Nohavaozina tamin' ny 2023/08/02