Teny iditra | tain' omby mivadika | |
Singan-teny | tay ; omby ; mivadika | |
Sokajin-teny | kambanteny | |
Fanazavàna teny malagasy | Fiteny fandre matetika entina mahatsiahy ny fahamarinan' ny Ntaolo fahizay. (Nilaina natao zezika ny tain' omby ka samy naka izay hitany ny olona; raha misy tain' omby nivadika kosa anefa, dia tsy nisy sahy nikasika satria fambara izany fa tain' omby efa nofandrihan' olona io) [1.1] | |
Nohavaozina tamin' ny 2023/12/03 |