Teny iditra | 1 taizan' andriana |
Singan-teny | 2 taiza, andriana |
Sokajin-teny | 3 kambanteny |
Fanazavàna teny malagasy |
4 ireo olona na zaza zanaky ny mpanompo teraka tao an-dapa ka ny mpanjaka no mikarakara azy [1.1] |
Nohavaozina tamin' ny 2023/05/15 |