Teny iditra takalonaina
Singan-teny takalo ; aina
Sokajin-teny matoantenin' ny iharana
Fanazavàna teny frantsay Kidnapping [4.11]
Ohatra 
1Mba tsy hahatonga intsony ny vahoaka ho takalonaina eo am-pelatanan' ny mpanao politika [4.27]
2Io ilay hafetsena, fomba iray fanaovana takalonaina mba hahatafavoaka velona, ianarana dieny mbola zaza. [1.369]
3Lasa nivadika takalonaina (kidnapping) na fira ambany na bohiry koa aza izy ireny ankehitriny ka vao mainka loza no nahazo ireo tantsaha [4.11.2019/9/12]

Nohavaozina tamin' ny 2023/05/25