Teny iditra 1/2 | takarina | |||||||||||||||
Sokajin-teny | anarana | |||||||||||||||
Fanazavàna teny malagasy | Fandehanana miresaka na mihinana any an-tranon' olon-kafa [1.1] | |||||||||||||||
Fanazavàna teny frantsay | Action de chercher à causer et à manger chez les autres [1.3] | |||||||||||||||
Ohatra |
| |||||||||||||||
Sampanteny |
| |||||||||||||||
Teny iditra 2/2 | takarina (takatra) | |||||||||||||||
Sokajin-teny | matoantenin' ny iharana | |||||||||||||||
Fanazavàna teny malagasy | Ezahina tratrarina amin' ny tanana: Takaro kely io sary hitsinao io [1.1] | |||||||||||||||
Fanazavàna teny anglisy | To be reached, to be attained to [1.7] | |||||||||||||||
Fanazavàna teny frantsay | Auquel on atteint, où l'on arrive [1.8] | |||||||||||||||
Ohatra | Tsy ho haiko vinaniana, tsy ho azoko takarina.
[2.928] | |||||||||||||||
Haiendriteny |
| |||||||||||||||
Fivaditsoratra | akitrana, anatrika, antarika, antraika, katraina, takarina |
Nohavaozina tamin' ny 2024/06/04 |
![]() |