Teny iditra (1/2) | 1 takariva |
Fototeny | 2 hariva |
Sokajin-teny | 3 anarana |
Fanazavàna teny malagasy |
4 [1.1] Amin' ny harivariva efa madiva ho alina na maizimaizina: Homana takariva izahay ~ Takariva miavaka. |
Fanazavàna teny anglisy |
5 [1.2] about dusk. 6 [1.7] twilight, the late afternoon a late afternoon party |
Fanazavàna teny frantsay |
7 [2.415#6608] À l' approche de la nuit : de quatre à huit heures du soir 8 [1.8] crépuscule du soir réunion ou réception tenue tard dans l'après-midi |
Ohatra |
9 Indray takariva dia nijononoka fatratra ny ranonoram-baratra; [2.324] 10 Miverina indray ny hafalian' izy mianakavy, raha vao migadona ao an-trano amin' iny takariva iny izy telo mianaka lehilahy. [2.470] |
Voambolana |
11 Fotoana |
Kamban-teny |
|
Lohateny |
Ohabolana | 15 Ohabolana misy io teny takariva io |
Teny iditra (2/2) | 16 Takariva |
Sokajin-teny | 17 anarana (gazety) |
Voambolana |
18 Mpanonta printy, gazety |
Fivaditsoratra | 19 takariva, Takariva |
Nohavaozina tamin' ny 2025/02/05 |
![]() |