Teny iditra | 1 takelajozoro |
Sokajin-teny | 2 kambanteny |
Fanazavàna teny malagasy |
3 [1.1] Zozoro maro nalahatra dia notevehina bararata kely lava na fantaka mba hampitambatra azy. (Ny takelaka dia fanaon' ny olona solom-baravarana vonjimaika, na fefy anakonan-javatra, na tontam-parafara lafiky ny kidoro) |
Singan-teny | 4 takelaka, zozoro |
Tovy hevitra | 5 takelaka |
Nohavaozina tamin' ny 2024/12/10 |
![]() |