|
|
|
|

Teny iditra1  takelaka
Sokajin-teny  2  anarana
Fanazavàna teny malagasy  3  [1.1] Zozoro maro nalahatra dia notevehina bararata kely lava na fantaka mba hampitambatra azy. (Ny takelaka dia fanaon' ny olona solom-baravarana vonjimaika, na fefy anakonan-javatra, na tontam-parafara lafiky ny kidoro)
Zavatra fisaka ary manify mielakelaka
Tahon-jozoro tohitohizina amin' ny fantaka ampiasaina hatao fefy na lafika
Ny ravin-taratasy isanisany amin' ny boky na kahie...: Zato takelaka ity kahie ity
Fanazavàna teny anglisy  4  [1.7] a sheet of anything; a sheet of paper
Fanazavàna teny frantsay  5  [1.3#650] Quelque chose de plat et de mince, pellicules qui se soulèvent sur la peau, feuilles de papier, feuillets d’un livre; claie faite avec le Zozoro
6  [1.8] feuille ou plaque; feuille de papier
7  [1.13] feuillet, lame, feuille, panneau, plaque
Ohatra  8  Farafaran' ny Ntaolo avo tongotra, milafika takelaka zozoro sy tsihy isatra ary kidoro jiafotsy no handrian' izy mivady lehibe [2.470]
Kamban-teny 

Nohavaozina tamin' ny 2023/06/17