Teny iditra (1/2) | 1 takila |
Fototeny | 2 ila |
Sokajin-teny | 3 mpamaritra |
Fanazavàna teny malagasy |
4 [1.1] Toetran' ny zavatra nahafahana ny ilany |
Fanazavàna teny anglisy |
5 [1.7] with one good side |
Fanazavàna teny frantsay |
6 [1.3] dont il ne reste qu'un côté, dont un côté a été déchiré |
Sampanteny |
|
Kamban-teny |
|
Teny iditra (2/2) | 13 takila |
Fototeny | 14 ila |
Sokajin-teny | 15 anarana |
Fanazavàna teny malagasy |
16 [1.1] Ilany, sombiny; ny lafiny ambadika sy ambadika amin' ny ravin-taratasy na takelaky ny boky: Ny boky dimampolo takelaka dia misy takila zato ~ Jereo ao amin' ny takila fahatelo amby enimpolo |
Fanazavàna teny anglisy |
17 [1.7] a page in a book |
Fanazavàna teny frantsay |
18 [1.8] page d'un livre; côté |
Kamban-teny |
|
Fivaditsoratra | 20 kalita, takila, talaky |
Nohavaozina tamin' ny 2025/01/21 |
![]() |