|
|
|
|

Teny iditra 1  takodirana
Fototeny  2 takoditra
Sokajin-teny  3  matoantenin' ny iharana
Haiendriteny 
4  Ny ankehitriny :
5  Ny lasa :
6  Ny hoavy :
7  Filaza mandidy :
Fanazavàna teny malagasy  8 Andrahoina aman-kodiny: Takodiro ireo ovy ireo [1.1]
Voambolana  9  Toe-karena: hanina

Fivaditsoratra  10 an-kodiatra, takodirana

Nohavaozina tamin' ny 2026/04/20