|
|
|
|

Teny iditra 1  takofana
Fototeny  2 takotra
Sokajin-teny  3  matoantenin' ny iharana
Haiendriteny 
4  Ny ankehitriny :
5  Ny lasa :
6  Ny hoavy :
7  Filaza mandidy :
Fanazavàna teny malagasy  8 [Bara] takonana [1.78]
9 Saronana amin' ny takotra: Takofy ny vilany fa sao latsahan' ny lalitra ny sakafo [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  10 to be covered with a lid. [1.2]

Fivaditsoratra  11 afantoka, takofana

Nohavaozina tamin' ny 2026/02/04