| Teny iditra | 1 takonana |
| Fototeny | 2 takona |
| Sokajin-teny | 3 matoantenin' ny iharana |
| Haiendriteny |
|
| Fanazavàna teny malagasy |
8 Sakanan-javatra ny fahitana azy: Takonan' ny rahona ny volana
9 Enti-milaza ny olona sakananjavatra ka tsy mahita: Notakonany aho ka sorena fa tsy nisy na inona na inona hitako tamin' ilay fampisehoana [1.1] 10 manjavona, maizina [1.13] |
| Fanazavàna teny anglisy |
11 to be concealed, to be shadowed
[1.2, 1.7] |
| Fanazavàna teny frantsay |
12 qu'on cache; qu'on ombrage
[1.8] 13 éclipse [1.13] |
| Ohatra |
14 Nitondra takonana emboka fito izy.
[2.245#]
15 Fa samy hitany avokoa na ny natao an-karihary na ny nafenina tany an-takonana. [1.317#] |
| Ohabolana | 16 Ohabolana misy io teny io |
| Fivaditsoratra | 17 an-takona, takonana, 18 tonanaka |
| Nohavaozina tamin' ny 2026/04/21 |
|