|
|
|
|

Teny iditra 1  takonina
Fototeny  2 takona
Sokajin-teny  3  matoantenin' ny iharana
Haiendriteny 
4  Ny ankehitriny :
5  Ny lasa :
6  Ny hoavy :
7  Filaza mandidy :
Fanazavàna teny malagasy  8 Entin' olona roa na maro, iaraha-mibata: Notakoninay telo lahy ilay ila omby [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  9 [Provincial] to be carried on a pole, by one (or more) before and behind [1.2]
10 [Merina] In Imerina it means to be lifted by many, as a heavy weight. [1.2]

Fivaditsoratra  11 kaontina, 12 kotanina, takonina, 13 tinakona

Nohavaozina tamin' ny 2026/02/04